VENTES AUX ENCHERES PUBLIQUES

VENTES AUX ENCHERES PUBLIQUES (SOUS PLI FERME)

A L’AMBASSADE DES ETATS-UNIS

L’Ambassade des Etats-Unis d’Amérique tiendra une vente aux enchères publiques (sous pli fermé) des
articles d’occasion dont des équipements de la maison et meubles, et autres objets divers au parking de
l’Ambassade à Andranoro Antehiroka, selon le calendrier suivant:
 Samedi, 4 novembre, 2017 (de 8h30 à 14h00):
Toutes personnes désirant participer à la vente aux enchères peuvent se rendre au parking de
l’Ambassade américaine à la date et aux heures indiquées ci-dessus pour voir et enchérir sur les
articles mis en vente.
Ceux qui souhaitent enchérir doivent se munir de leur carte d’identité nationale aux fins
d’enregistrement, remplir un bulletin d’enchères disponible auprès du personnel de l’Ambassade
présent sur les lieux, et faire un dépôt d’un acompte en espèces et en Ariary de 10% de la valeur
totale de leurs enchères. Les enchérisseurs devront garder leur récépissé de dépôt.
La liste des gagnants (identifiés par leur numéro de dépôt) sera affichée au parking de
l’Ambassade américaine à partir de 19h00 le 4 novembre 2017. En cas d’égalité d’enchères, les
enchérisseurs concernés seront contactés et auront l’opportunité de soumettre une nouvelle
enchère plus élevée.
 Lundi 6 novembre 2017 (de 08h30 à 15h00):
Les gagnants devront se rendre à la caisse avec leur récépissé de dépôt et leur carte d’identité
nationale pour payer le solde de leur enchère, les taxes afférentes de 40% (sauf exonération) et
enlever leurs articles. Tout paiement devra être effectué en totalité et en espèces. Les acheteurs
exonérés d’impôts devront présenter un document officiel attestant de leur statut d’exonération
fiscale au moment du paiement.
Les enchérisseurs non retenus pourront se rendre à la caisse avec leur récépissé de dépôt et leur
carte d’identité nationale afin d’obtenir le remboursement de leurs dépôts.
Si un gagnant change d’avis et décide de ne pas acheter le ou les articles remportés, ou s’il
n’effectue pas le paiement avant 15h00 le 6 novembre 2017, le gagnant perdra son acompte de
10% et le deuxième enchérisseur (et, le cas échéant, le troisième enchérisseur) sera contacté à
partir du 6 novembre 2017.
Tous les articles seront vendus “en leur état actuel”, en lots ou autrement,

et ne peuvent être retournés sous aucun prétexte.

LAVANTY AMPAHIBEMASO (VALOPY MIHIDY) AO AMIN’NY MASOIVOHO AMERIKANA
Ny Masoivoho Amerikana dia hanao lavanty ampahibemaso (valopy mihidy) ahitana fanaka ao an-trano, ary
entana maro samy hafa. Eo amin’ny faritra fitobian’ny fiara ao amin’ny Masoivoho Amerikana ao Andranoro
Antehiroka no hanaovana ny lavanty ka toy izao ny fandaharam-potoana amin’izany:
. Sabotsy 4 novambra 2017 (8 ora sy sasany maraina ka hatramin’ny 2 ora tolakandro)
Ireo rehetra liana ny handray anjara amin’ny lavanty dia afaka mitsidika ny faritra fitobian’ny fiara ao amin’ny
Masoivoho Amerikana amin’ny andro sy mandritra ny ora voatondro eo ambony raha hijery sy hanao tolo-bidy
amin’ny entana atao lavanty.
Ireo izay mikasa ny hanao tolo-bidy dia tsy maintsy maneho karapanondro izay ho raisina an-tsoratra, mameno
ny taratasy fanaovana tolo-bidy hozarain’ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny Masoivoho manatrika eo, ary
manolotra ny vola antoka mitentina 10 isan-jaton’ny tolo-bidiny, amin’ny lelavola Ariary. Izay nanao tolo-bidy
dia tsy maintsy mitahiry ny tapakila natolotra azy hanamarinana ny vola antoka narotsany.
Havoaka ao amin’ny faritra fitobian’ny fiara ao amin’ny Masoivoho Amerikana ny lisitr’ireo tolo-bidy nahazo ny
entana (ny laharan’ny mpanao tolo-bidy no hosoratana eo) ny 4 novambra 2017 amin’ny 7 ora hariva. Raha
misy ny mitovy tolo-bidy dia ho antsoina izy ireo hanao tolo-bidy indray mandeha izay tsy maintsy atao
ambony noho ny tolo-bidy teo aloha.
. Alatsinainy 6 novambra 2017 (8 ora sy sasany maraina ka hatramin’ny 3 ora tolakandro)
Izay nahazo entana tamin’ny lavanty dia manatona ny toerana fandoavam-bola miaraka amin’ny karapanondro
sy ilay tapakila natolotra azy hanamarinana ny vola antoka narotsany ka mandoa ny sisa tsy voaloa amin’ny
tolo-bidiny, miampy haba 40 % (raha tsy manana fahazoan-dalana tsy mandoa), ary haka ny entana hiala ny
faritry ny Masoivoho. Tsy maintsy haloa feno amin’ny lelvola ny sisa rehetra. Izay mpividy tsy mandoa haba dia
tsy maintsy maneho taratasy ofisialy manaporofo fa tsy mandoa haba izy.
Izay nanao tolo-bidy saingy tsy nahazo kosa dia manatona ny toerana fandoavam-bola miaraka amin’ny
karapanondro sy ilay tapakila natolotra azy hanamarinana ny vola antoka narotsany, ary hamerenana ny vola
nataony antoka.
Raha misy niova hevitra ka tsy hividy tampoka ny entana azony tamin’ny lavanty, na tsy mandoa ny ambim-
bola izay tokony haloany hatramin’ny 3 ora tolakandro ny 6 novambra 2017, dia tsy haverina aminy intsony ny
antoka 10 isan-jato napetrany, ary ny laharana faharoa (na ny laharana fahatelo, araka ny tranga misy) no
hantsoina manomboka ny 6 novambra 2017.
Hamidy “amin’izay endriny ahitana azy eo” ny entana, ambongadiny na amin’ny endriny hafa, ary ny
entana lafo dia tsy azo averina na inona na inona antony.